Ohabolana 30:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Misy taranaka mihevi-tena ho madio,+ nefa tsy voasasa ho afaka aminy akory ny dikiny.*+ Ezekiela 18:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 “‘Dia hiteny ny taranak’Israely hoe: “Tsy mety ny ataon’i Jehovah.”+ Ny ataoko ve no tsy mety, ry taranak’Israely ô?+ Tsy ny ataonareo ve no tsy mety?’+
29 “‘Dia hiteny ny taranak’Israely hoe: “Tsy mety ny ataon’i Jehovah.”+ Ny ataoko ve no tsy mety, ry taranak’Israely ô?+ Tsy ny ataonareo ve no tsy mety?’+