25 Sanatria anao ny hanao toy izany!+ Eny, sanatria anao ny hamono ny marina miaraka amin’ny ratsy fanahy! Raha izany mantsy, dia ho toy izay manjo ny ratsy fanahy ihany no manjo ny marina.+ Tsy hanao ny rariny anefa ve ny Mpitsara ny tany manontolo?”+
14 Iza no nakany hevitra mba hanazava taminy? Ary iza no mampianatra azy ny lalan’ny rariny, na mampita fahalalana aminy,+ na mampahafantatra azy ny tena fahiratan-tsaina?+