Isaia 43:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Izao no nolazain’i Jehovah, ilay Mpanavotra anareo,+ dia Ilay Masin’ny Israely:+ “Noho ny aminareo, dia halefako any Babylona ireny, ary hampidiniko ny bara hidin’ny fonja.+ Hampietreko koa ny Kaldeanina mandeha sambo ka hitaraindraina mafy.+ Isaia 44:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 “Izao no nolazain’i Jehovah, ilay Mpanjakan’ny Israely+ sy Mpanavotra azy,+ eny, Jehovah Tompon’ny tafika: ‘Izaho no voalohany ary izaho no farany,+ ka tsy misy Andriamanitra afa-tsy izaho.+
14 Izao no nolazain’i Jehovah, ilay Mpanavotra anareo,+ dia Ilay Masin’ny Israely:+ “Noho ny aminareo, dia halefako any Babylona ireny, ary hampidiniko ny bara hidin’ny fonja.+ Hampietreko koa ny Kaldeanina mandeha sambo ka hitaraindraina mafy.+
6 “Izao no nolazain’i Jehovah, ilay Mpanjakan’ny Israely+ sy Mpanavotra azy,+ eny, Jehovah Tompon’ny tafika: ‘Izaho no voalohany ary izaho no farany,+ ka tsy misy Andriamanitra afa-tsy izaho.+