FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 15:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Ary noho ny haben’ny fahambonianao, dia afaka mandavo an’izay mitsangana hanohitra anao ianao.+

      Avoakanao ny fahatezeranao mirehitra ka mandevona an’ireny toy ny fandevona vodivary.+

  • Joela 2:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Ny fitsambikimbikiny dia tahaka ny firodorodon’ny kalesy eny an-tampon-tendrombohitra,+ sady tahaka ny firefodrefotry ny lelafo mandevona vodivary.+ Ary toy ny firenena mahery izay milahatra hiady izy.+

  • Nahoma 1:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Na dia mifaningotra toy ny tsilo+ aza izy ireo, sady mamo toy ny mamon’ny labiera,+ dia ho levona toy ny vodivary maina be.+

  • Malakia 4:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 “Ho avy ny andro izay mandoro toy ny lafaoro,+ ka ho toy ny vodivary+ ireo sahisahy ratsy rehetra sy ny mpanao ratsy rehetra. Handevona azy ireo ilay andro ho avy”, hoy i Jehovah Tompon’ny tafika, “ka tsy hisy hiangana na ny fakany na ny sampany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara