Isaia 9:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Mirehitra ny tany noho ny fahatezeran’i Jehovah Tompon’ny tafika, ary hatao kitay ny olona.+ Tsy hisy haneho fangorahana na amin’ny rahalahiny aza.+ Isaia 33:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Bozaka maina no miforona ao an-kibonareo,+ ary vodivary no haterakareo. Handevona+ anareo toy ny afo+ ny toe-tsainareo. Malakia 4:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 “Ho avy ny andro izay mandoro toy ny lafaoro,+ ka ho toy ny vodivary+ ireo sahisahy ratsy rehetra sy ny mpanao ratsy rehetra. Handevona azy ireo ilay andro ho avy”, hoy i Jehovah Tompon’ny tafika, “ka tsy hisy hiangana na ny fakany na ny sampany.+
19 Mirehitra ny tany noho ny fahatezeran’i Jehovah Tompon’ny tafika, ary hatao kitay ny olona.+ Tsy hisy haneho fangorahana na amin’ny rahalahiny aza.+
11 Bozaka maina no miforona ao an-kibonareo,+ ary vodivary no haterakareo. Handevona+ anareo toy ny afo+ ny toe-tsainareo.
4 “Ho avy ny andro izay mandoro toy ny lafaoro,+ ka ho toy ny vodivary+ ireo sahisahy ratsy rehetra sy ny mpanao ratsy rehetra. Handevona azy ireo ilay andro ho avy”, hoy i Jehovah Tompon’ny tafika, “ka tsy hisy hiangana na ny fakany na ny sampany.+