FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 10:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Ho lasa afo+ ilay Fahazavan’ny+ Israely, ary ho lelafo+ Ilay Masiny. Hirehitra midedadeda izy io, ka holevoniny ao anatin’ny iray andro ny ahidratsy sy ny tsilon’i+ Asyria.

  • Jeremia 9:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 “Iza no hendry ka mahazo ny hevitr’izao? Ary iza no niresahan’i Jehovah ka ho afaka hilaza izany?+ Fa nahoana no horavana ilay tany, ary hodorana tahaka ny tany efitra ka tsy hisy mpandalo?”+

  • Zefania 1:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Na ny volafotsiny na ny volamenany dia tsy hahavonjy azy amin’ny andro fahatezeran’i Jehovah.+ Fa ho levon’ny afon’ny hafanam-pony ny tany manontolo,+ satria handripaka ny mponina rehetra amin’ny tany izy, eny, hanao fandripahana mahatsiravina.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara