Salamo 2:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Angataho amiko+ ireo firenena, dia homeko ho lovanao,+Ary ny vazan-tany efatra, fa homeko ho fanananao.+ Isaia 54:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Fa hiely hiankavanana sy hiankavia ianao,+ ary ho lasa fananan’ny taranakao ireo firenena.+ Honenan’izy ireo koa ny tanàna aolo.+
8 Angataho amiko+ ireo firenena, dia homeko ho lovanao,+Ary ny vazan-tany efatra, fa homeko ho fanananao.+
3 Fa hiely hiankavanana sy hiankavia ianao,+ ary ho lasa fananan’ny taranakao ireo firenena.+ Honenan’izy ireo koa ny tanàna aolo.+