Salamo 112:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Mamirapiratra toy ny hazavana ao anaty haizina izy, ho an’ny olo-mahitsy.+ ח [Heta]Tsara fanahy sy mamindra fo ary tia rariny izy.+ Isaia 9:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Koa nahita hazavana lehibe+ ny olona nandeha tao amin’ny haizina, ary niposahan’ny hazavana ireo nitoetra tao amin’ny tanin’ny haizim-pito.+ Lioka 1:79 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 79 mba hanome fahazavana ho an’izay mipetraka ao amin’ny haizina sy ny aloky ny fahafatesana,+ mba hitarika ny diantsika ka handehanantsika soa aman-tsara ao amin’ny lalan’ny fiadanana.”
4 Mamirapiratra toy ny hazavana ao anaty haizina izy, ho an’ny olo-mahitsy.+ ח [Heta]Tsara fanahy sy mamindra fo ary tia rariny izy.+
2 Koa nahita hazavana lehibe+ ny olona nandeha tao amin’ny haizina, ary niposahan’ny hazavana ireo nitoetra tao amin’ny tanin’ny haizim-pito.+
79 mba hanome fahazavana ho an’izay mipetraka ao amin’ny haizina sy ny aloky ny fahafatesana,+ mba hitarika ny diantsika ka handehanantsika soa aman-tsara ao amin’ny lalan’ny fiadanana.”