Salamo 13:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Jehovah ô, mandra-pahoviana no hanadinoanao ahy?+ Ho mandrakizay ve?+Mandra-pahoviana no hanafenanao ny tavanao amiko?+ Fitomaniana 5:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Nahoana ianao no manadino anay mandrakizay,+ ka mahafoy anay ela be?+
13 Jehovah ô, mandra-pahoviana no hanadinoanao ahy?+ Ho mandrakizay ve?+Mandra-pahoviana no hanafenanao ny tavanao amiko?+