Matio 12:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Ary ahoana no hidiran’ny olona ao an-tranon’ny lehilahy matanjaka iray ka hakany an-keriny ny entany, raha tsy fatorany aloha ralehilahy? Amin’izay izy vao handroba ny ao an-tranony.+ Lioka 11:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Raha miambina ny lapany ny lehilahy matanjaka+ iray mirongo fiadiana, dia ho voaro foana ny fananany.
29 Ary ahoana no hidiran’ny olona ao an-tranon’ny lehilahy matanjaka iray ka hakany an-keriny ny entany, raha tsy fatorany aloha ralehilahy? Amin’izay izy vao handroba ny ao an-tranony.+
21 Raha miambina ny lapany ny lehilahy matanjaka+ iray mirongo fiadiana, dia ho voaro foana ny fananany.