27 Tsy misy tafiditra ao an-tranon’ny lehilahy matanjaka mantsy ka afaka mandroba+ ny entany raha tsy fatorany aloha ralehilahy, vao handroba ny ao an-tranony izy.+
22 Fa raha tonga hanafika azy kosa ny mahery noho+ izy ka mandresy azy,+ dia ho lasan’io daholo ny fitaovam-piadiana rehetra nitokisany, ka hozarazarainy izay zavatra azony tao.