Matio 12:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Ary ahoana no hidiran’ny olona ao an-tranon’ny lehilahy matanjaka iray ka hakany an-keriny ny entany, raha tsy fatorany aloha ralehilahy? Amin’izay izy vao handroba ny ao an-tranony.+
29 Ary ahoana no hidiran’ny olona ao an-tranon’ny lehilahy matanjaka iray ka hakany an-keriny ny entany, raha tsy fatorany aloha ralehilahy? Amin’izay izy vao handroba ny ao an-tranony.+