Isaia 49:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Mbola azo alaina eny an-tanan’ny lehilahy mahery ve ireo olona efa lasany?+ Ho afa-mandositra ve ireo nobaboin’ny mpitondra tsy refesi-mandidy?+
24 Mbola azo alaina eny an-tanan’ny lehilahy mahery ve ireo olona efa lasany?+ Ho afa-mandositra ve ireo nobaboin’ny mpitondra tsy refesi-mandidy?+