Deoteronomia 30:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Fa tena eo akaikinao, izany hoe eo am-bavanao sy ao am-ponao ny teny,+ mba hotanterahinao.+ Isaia 46:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Nampanatoniko ny fahamarinako.+ Tsy lavitra+ izany, ary tsy ho tara ny famonjeko.+ Hanome famonjena ao Ziona aho, ary hanome ny hatsaran-tarehiko ho an’i Israely.”+
13 Nampanatoniko ny fahamarinako.+ Tsy lavitra+ izany, ary tsy ho tara ny famonjeko.+ Hanome famonjena ao Ziona aho, ary hanome ny hatsaran-tarehiko ho an’i Israely.”+