9 “Amiko, dia toy ny tamin’ny andron’i Noa izao.+ Toy ny nianianako fa tsy hanafotra ny tany intsony ny ranon’i Noa,+ no ianianako koa fa tsy ho tezitra aminao intsony aho na hiteny mafy anao.+
8 Efa nanangana ny tanany ankavanana+ sy ny sandriny+ mahery i Jehovah ka nianiana hoe: “Tsy homeko ho sakafon’ny fahavalonao intsony ny varimbazahanao,+ ary tsy hosotroin’ny hafa firenena intsony ny divainao vaovao,+ izay efa nisasaranao.