FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 68:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Avy amin’i Jehovah izay zavatra holazaina,+

      Ary tafika lehibe ny vehivavy manambara ny vaovao tsara.+

  • Isaia 40:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Miakara any an-tendrombohitra+ avo, ry vehivavy mitondra vaovao tsara ho an’i Ziona.+ Asandrato ny feonao ka ataovy mafy, ry vehivavy mitondra vaovao tsara ho an’i Jerosalema,+ eny, asandrato ny feonao. Aza matahotra!+ Lazao amin’ireo tanànan’i Joda hoe: “Indro ny Andriamanitrareo!”+

  • Nahoma 1:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 “Eny an-tendrombohitra ny tongotr’ilay mitondra vaovao tsara sy manambara fiadanana.+ Ankalazao ireo fetinao,+ ry Joda ô! Efao ny voadinao,+ satria tsy hisy handalo eo aminao intsony ny olona tsy manjary,+ ary ho ringana tanteraka izy.”+

  • Romanina 10:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Ary hataony ahoana no fitory raha tsy nirahina?+ Araka ny voasoratra hoe: “Tsara tarehy erỳ ny tongotr’ireo mitory ny vaovao tsara momba ny zava-tsoa!”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara