FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 33:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Ary Andriamanitra lasa mpanjaka teo amin’i Jesorona,+

      Fony nivory ireo lohandohany teo amin’ny vahoaka,+

      Eny, ny foko rehetran’ny Israely.+

  • Salamo 93:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 93 Lasa mpanjaka i Jehovah!+

      Mitafy fahamboniana izy,+

      Mitafy sy misikina hery i Jehovah.+

      Lasa mafy orina koa ny tany lonaka ka tsy voahozongozona.+

  • Isaia 33:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Fa i Jehovah no Mpitsara+ antsika, Jehovah no Mpanome lalàna+ antsika, Jehovah no Mpanjakantsika,+ ary izy no hamonjy antsika.+

  • Mika 4:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Hasiako sisa tavela amin’ilay vahoaka mikotringa,+ ary hataoko firenena matanjaka+ ilay nalefa lavitra. Dia hanjaka eo aminy ao amin’ny Tendrombohitra Ziona i Jehovah, manomboka izao ka hatramin’ny fotoana tsy voafetra.+

  • Apokalypsy 11:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 sady nanao hoe: “Misaotra anao izahay,+ Jehovah Andriamanitra ô, ilay Mahery Indrindra,+ Ilay ankehitriny+ sy taloha, satria noraisinao ny fahefanao lehibe+ ka efa nanomboka nanjaka+ ianao.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara