FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 10:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Dia hoy i Mosesy tamin’i Arona: “Izao no lazain’i Jehovah: ‘Aoka hanamasina+ ahy ireo akaiky ahy,+ ary aoka homem-boninahitra+ eo anatrehan’ny rehetra aho.’” Koa tsy nahateny i Arona.

  • Nomery 3:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Ary hikarakara ny fitaovana+ rehetran’ny tranolay fihaonana izy ireo ka hanao ny andraikitry ny zanak’Israely, dia ny fanompoana momba ny tranolay.+

  • Ezra 1:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Ary navoakan’i Kyrosy Mpanjaka ny fitaovana tao an-tranon’i Jehovah,+ izay nentin’i Nebokadnezara avy tany Jerosalema+ sy nataony tao an-tranon’andriamaniny.+

  • Ezra 8:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Ary noraisin’ny mpisorona sy ny Levita ireo volafotsy sy volamena ary fitaovana voalanja ireo, mba hoentina any Jerosalema, any an-tranon’Andriamanitray.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara