FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 22:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Fa mitangorona amiko ny alika,+

      Ary manodidina ahy ireo mpanao ratsy maro be,+

      Izay toy ny liona manaikitra ny tanako sy ny tongotro.+

  • Matio 26:65
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 65 Dia nandrovitra ny akanjony ivelany ny mpisoronabe sady niteny hoe: “Nanevateva an’Andriamanitra izy!+ Inona indray no mbola ilantsika vavolombelona?+ Efa renareo ilay fanevatevana an’Andriamanitra teo.+

  • Jaona 19:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Hoy ny navalin’ny Jiosy: “Izahay manana lalàna,+ ary araka izany lalàna izany, dia tokony ho faty izy, satria nanao ny tenany ho zanak’Andriamanitra.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara