Matio 1:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Ny bokin’ny tantaran’i+ Jesosy Kristy, zanak’i Davida,+ zanak’i Abrahama:+ Lioka 3:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Telopolo+ taona teo ho eo i Jesosy rehefa nanomboka ny asany.+ Izy ilay zanak’i+Josefa,+ araka ny fiheveran’ny olona,ary Josefa zanak’i Hely, Asan’ny Apostoly 8:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Tsy nomena rariny izy+ nandritra ny fotoana nampietrena azy. Ary iza no hilaza ny tsipiriany momba ny taranaka nipoirany? Fa ny ainy aza nesorina tsy ho amin’ny tany.”+
23 Telopolo+ taona teo ho eo i Jesosy rehefa nanomboka ny asany.+ Izy ilay zanak’i+Josefa,+ araka ny fiheveran’ny olona,ary Josefa zanak’i Hely, Asan’ny Apostoly 8:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Tsy nomena rariny izy+ nandritra ny fotoana nampietrena azy. Ary iza no hilaza ny tsipiriany momba ny taranaka nipoirany? Fa ny ainy aza nesorina tsy ho amin’ny tany.”+
33 Tsy nomena rariny izy+ nandritra ny fotoana nampietrena azy. Ary iza no hilaza ny tsipiriany momba ny taranaka nipoirany? Fa ny ainy aza nesorina tsy ho amin’ny tany.”+