FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 5:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Mandehana mivezivezy eny an-dalamben’i Jerosalema. Dia jereo sy fantaro ary tadiavo eny an-tany malalaka, raha mahita olona iray+ monja manao ny rariny+ na olona iray tsy mivadika+ ianareo. Raha izany mantsy, dia havelako ny helok’ilay tanàna.

  • Ezekiela 22:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 “‘Koa nitady olona teo amin’izy ireo aho hanamboatra ilay manda vato+ sy hitsangana eo amin’ny banga amin’ilay manda,+ dia olona hijoro eo anatrehako hiaro an’ilay tany, mba tsy handravako azy.+ Tsy nahita mihitsy anefa aho.

  • Mika 7:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Ripaka tanteraka ny olona tsy mivadika ka tsy misy intsony eto an-tany, ary tsy misy olo-marina eo amin’ny olombelona.+ Miafina mba handatsa-dra izy rehetra.+ Ary samy mihaza ny rahalahiny izy ireo ka mamelatra fandrika harato eo anoloany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara