Isaia 59:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Tsy eo tokoa ny fahamarinana,+ ary voaroba izay mifady ny ratsy.+ Nahita izany i Jehovah, ary ratsy eo imasony ny tsy fisian’ny rariny.+ Amosa 6:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 “‘Hihazakazaka eny amin’ny harambato ve ny soavaly? Ary hisy hiasa tany hiaraka amin’ny ombiny ve eny? Fa novanareo ho zavamaniry misy poizina ny rariny,+ ary ho zavamaniry mangidy ny vokatry ny fahamarinana. Habakoka 1:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Koa ngoly ny lalàna, ary tsy tafavoaka ny rariny.+ Voahodidin’ny ratsy fanahy ny olo-marina, ka voaolana ny rariny.+
15 Tsy eo tokoa ny fahamarinana,+ ary voaroba izay mifady ny ratsy.+ Nahita izany i Jehovah, ary ratsy eo imasony ny tsy fisian’ny rariny.+
12 “‘Hihazakazaka eny amin’ny harambato ve ny soavaly? Ary hisy hiasa tany hiaraka amin’ny ombiny ve eny? Fa novanareo ho zavamaniry misy poizina ny rariny,+ ary ho zavamaniry mangidy ny vokatry ny fahamarinana.
4 Koa ngoly ny lalàna, ary tsy tafavoaka ny rariny.+ Voahodidin’ny ratsy fanahy ny olo-marina, ka voaolana ny rariny.+