21 Indrisy fa lasa mpivaro-tena+ ilay tanàna tsy nivadika!+ Ny rariny no nanjaka tao fahiny,+ ary ny fahamarinana no nitoetra tao,+ nefa ankehitriny kosa dia mpamono olona no ao.+
52 Iza moa no mpaminany tsy nenjehin’ny razanareo?+ Eny, novonoiny+ mihitsy aza ireo nanambara mialoha fa ho avy Ilay marina.+ Ary ankehitriny dia efa tonga mpamadika sy mpamono azy ianareo.+