Salamo 48:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Kanto sy manerinerina ilay fifalian’ny tany manontolo,+Dia ny Tendrombohitra Ziona any amin’ny farany avaratra,+Eny, ny tanànan’ilay Mpanjaka Be Voninahitra.+ Zakaria 8:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 “Izao no nolazain’i Jehovah: ‘Hiverina ao Ziona aho,+ ary honina ao Jerosalema.+ Hantsoina hoe tanànan’ny fahamarinana i Jerosalema,+ ary hatao hoe tendrombohitra masina+ ilay tendrombohitr’i Jehovah+ Tompon’ny tafika.’”
2 Kanto sy manerinerina ilay fifalian’ny tany manontolo,+Dia ny Tendrombohitra Ziona any amin’ny farany avaratra,+Eny, ny tanànan’ilay Mpanjaka Be Voninahitra.+
3 “Izao no nolazain’i Jehovah: ‘Hiverina ao Ziona aho,+ ary honina ao Jerosalema.+ Hantsoina hoe tanànan’ny fahamarinana i Jerosalema,+ ary hatao hoe tendrombohitra masina+ ilay tendrombohitr’i Jehovah+ Tompon’ny tafika.’”