Isaia 1:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Ary hasiako mpitsara sy mpanolo-tsaina indray ao aminao, toy ny tamin’ny voalohany.+ Dia hantsoina hoe Tanànan’ny Fahamarinana sy Tanàna Tsy Mivadika ianao.+ Jeremia 33:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Hovonjena+ ny Joda amin’izany andro izany, ary honina tsy hanana ahiahy+ i Jerosalema, ka izao no hiantsoana azy: Jehovah no Fahamarinantsika.’”+
26 Ary hasiako mpitsara sy mpanolo-tsaina indray ao aminao, toy ny tamin’ny voalohany.+ Dia hantsoina hoe Tanànan’ny Fahamarinana sy Tanàna Tsy Mivadika ianao.+
16 Hovonjena+ ny Joda amin’izany andro izany, ary honina tsy hanana ahiahy+ i Jerosalema, ka izao no hiantsoana azy: Jehovah no Fahamarinantsika.’”+