3 Koa intỳ aho! Lazao eto anatrehan’i Jehovah sy ny voahosony+ raha misy iampanganareo ahy: Ombin’iza, na ampondran’iza no nalaiko?+ Iza no nambakaiko na nampahoriko? Avy tamin’iza no nandraisako tsolotra mba hanampenako ny masoko?+ Lazao fa honerako aminareo izany.”+
23 Hanendry mpiandry iray hikarakara ny ondriko aho,+ ka hanome hanina an’ireny izany mpiandry izany, dia i Davida mpanompoko.+ Izy no hanome hanina azy ireo ary izy no ho mpiandry azy ireo.+