Deoteronomia 33:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Dia honina tsy hanana ahiahy i Israely,+Hitoetra irery ny lavadranon’i Jakoba,+Eo amin’ny tany be varimbazaha sy divay vaovao.+Eny, hitete ando ny lanitra eo aminy.+ Ezekiela 28:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Dia honina eo tsy amin’ahiahy izy ireo,+ ka hanao trano+ sy tanimboaloboka.+ Ary handry feizay+ izy ireo rehefa hampihatra didim-pitsarana amin’izay rehetra nanesoeso azy aho, dia izay rehetra manodidina azy.+ Koa tsy maintsy ho fantany fa izaho no Jehovah Andriamaniny.”’”
28 Dia honina tsy hanana ahiahy i Israely,+Hitoetra irery ny lavadranon’i Jakoba,+Eo amin’ny tany be varimbazaha sy divay vaovao.+Eny, hitete ando ny lanitra eo aminy.+
26 Dia honina eo tsy amin’ahiahy izy ireo,+ ka hanao trano+ sy tanimboaloboka.+ Ary handry feizay+ izy ireo rehefa hampihatra didim-pitsarana amin’izay rehetra nanesoeso azy aho, dia izay rehetra manodidina azy.+ Koa tsy maintsy ho fantany fa izaho no Jehovah Andriamaniny.”’”