7 Na dia miampanga anay aza ny fahadisoanay, Jehovah ô, dia aoka hanao zavatra ianao noho ny anaranao,+ fa efa imbetsaka izahay no nivadika taminao.+ Taminao izahay no nanota.+
5 Ny fireharehan’ny Israely dia vavolombelona manameloka azy,+ ary ny fahadisoan’ny Israely sy Efraima no mahalavo azy.+ Ary lavo miaraka aminy koa ny Joda.+