Salamo 82:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Mandra-pahoviana ianareo no hanao ny tsy rariny rehefa mitsara,+Na hiangatra amin’ny ratsy fanahy?+ Sela. Habakoka 1:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Koa ngoly ny lalàna, ary tsy tafavoaka ny rariny.+ Voahodidin’ny ratsy fanahy ny olo-marina, ka voaolana ny rariny.+
2 “Mandra-pahoviana ianareo no hanao ny tsy rariny rehefa mitsara,+Na hiangatra amin’ny ratsy fanahy?+ Sela.
4 Koa ngoly ny lalàna, ary tsy tafavoaka ny rariny.+ Voahodidin’ny ratsy fanahy ny olo-marina, ka voaolana ny rariny.+