FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 149:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Fa ankasitrahan’i Jehovah ny olony.+

      Ravahany famonjena+ ny mpandefitra.

  • Isaia 52:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 52 Mifohaza, mifohaza, tafio ny herinao,+ ry Ziona ô! Anaovy ny akanjonao tsara tarehy,+ ry Jerosalema tanàna masina+ ô! Fa tsy hankao aminao intsony ny tsy mifora sy ny tsy madio.+

  • Isaia 55:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Firenena tsy fantatrao no hantsoinao,+ ary olona avy amin’ny firenena tsy mahafantatra anao no hihazakazaka hankany aminao,+ noho ny amin’i Jehovah Andriamanitrao,+ sy noho ny amin’Ilay Masin’ny Israely.+ Hataony lasa tsara tarehy mantsy ianao.+

  • Lioka 2:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 dia hazavana+ izay hanala ny zavatra manarona+ ny firenena+ sady voninahitry ny Israely olonao.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara