Salamo 36:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Fa ianao no loharanon’aina,+Ary ny fahazavana avy aminao no ahitanay fahazavana.+ Isaia 60:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 60 “Mitsangàna,+ ry vehivavy! Mandefasa hazavana,+ fa efa tonga ny fahazavanao,+ ary mamirapiratra eo aminao ny voninahitr’i Jehovah!+ Apokalypsy 21:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ary tsy nila ny masoandro na ny volana mba hanazava azy ilay tanàna, fa ny voninahitr’Andriamanitra no nanazava azy,+ ary ny Zanak’ondry no jirony.+ Apokalypsy 22:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Tsy hisy alina intsony+ koa, ka tsy mila fahazavan’ny jiro na fahazavan’ny masoandro izy ireo, satria hanazava azy i Jehovah Andriamanitra.+ Ary hanjaka mandrakizay mandrakizay izy ireo.+
60 “Mitsangàna,+ ry vehivavy! Mandefasa hazavana,+ fa efa tonga ny fahazavanao,+ ary mamirapiratra eo aminao ny voninahitr’i Jehovah!+
23 Ary tsy nila ny masoandro na ny volana mba hanazava azy ilay tanàna, fa ny voninahitr’Andriamanitra no nanazava azy,+ ary ny Zanak’ondry no jirony.+
5 Tsy hisy alina intsony+ koa, ka tsy mila fahazavan’ny jiro na fahazavan’ny masoandro izy ireo, satria hanazava azy i Jehovah Andriamanitra.+ Ary hanjaka mandrakizay mandrakizay izy ireo.+