1 Samoela 2:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Dia nivavaka+ i Hana ka nanao hoe: “Mifaly amin’i Jehovah+ ny foko,Ao amin’i Jehovah no isandratan’ny tandroko.*+Misokatra ny vavako hamaly ny fahavaloko,Satria tena faly aho noho ny famonjena avy aminao.+ Romanina 5:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ary tsy izany ihany fa mifaly amin’Andriamanitra koa isika amin’ny alalan’i Jesosy Kristy Tompontsika, izay nahazoantsika ny fampihavanana amin’Andriamanitra, ankehitriny.+
2 Dia nivavaka+ i Hana ka nanao hoe: “Mifaly amin’i Jehovah+ ny foko,Ao amin’i Jehovah no isandratan’ny tandroko.*+Misokatra ny vavako hamaly ny fahavaloko,Satria tena faly aho noho ny famonjena avy aminao.+
11 Ary tsy izany ihany fa mifaly amin’Andriamanitra koa isika amin’ny alalan’i Jesosy Kristy Tompontsika, izay nahazoantsika ny fampihavanana amin’Andriamanitra, ankehitriny.+