Tononkiran’i Solomona 3:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 “Ry zanakavavin’i Ziona ô, mivoaha hijery an’i Solomona Mpanjaka manao fehiloha,+ dia ilay fehiloha norandranin-dreniny+ ho azy tamin’ny andro nampakarany vady sy tamin’ny andro nifalian’ny fony.”+
11 “Ry zanakavavin’i Ziona ô, mivoaha hijery an’i Solomona Mpanjaka manao fehiloha,+ dia ilay fehiloha norandranin-dreniny+ ho azy tamin’ny andro nampakarany vady sy tamin’ny andro nifalian’ny fony.”+