2 Samoela 12:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Dia nampionona an’i Batseba vadiny+ i Davida. Ary nankao aminy izy ka nanao firaisana taminy. Rehefa nandeha ny fotoana, dia tera-dahy+ ravehivavy, ary natao hoe Solomona+ ny anarany. Ary tia an’ilay zaza i Jehovah.+ Ohabolana 4:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Fa tena zanaka tokoa aho ho an’ny raiko,+ ary marefo sy tokana teo imason’ny reniko.+
24 Dia nampionona an’i Batseba vadiny+ i Davida. Ary nankao aminy izy ka nanao firaisana taminy. Rehefa nandeha ny fotoana, dia tera-dahy+ ravehivavy, ary natao hoe Solomona+ ny anarany. Ary tia an’ilay zaza i Jehovah.+