FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 2:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Raha ny amin’i Jehovah, dia hihorohoro izay miady aminy.+

      Ary izy hampirefotra kotroka avy any an-danitra+ mba hamelezana an’ireny.

      I Jehovah mihitsy no hitsara ny tany manontolo,+

      Mba hanomezany hery ny mpanjakany,+

      Sy mba hanandratany ny tandroky ny voahosony.”+

  • Isaia 34:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Fa tezitra amin’ny firenena rehetra i Jehovah+ sady misafoaka amin’ny tafik’izy ireo manontolo.+ Hatokany haringana ireny, ka hovonoiny ho faty.+

  • Mika 7:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Koa hahita izany rehetra izany ny fahavaloko, dia ho menatra tanteraka izy+ izay nilaza tamiko hoe: “Aiza koa izay Jehovah Andriamanitrao eo?”+ Hijery ny fahavaloko aho.+ Ho fanitsakitsaka toy ny fotaka eny an-dalana izy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara