Salamo 78:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Nanao zava-mahagaga teo anatrehan’ny razan’izy ireo izy,+Tany Ejipta,+ teo amin’ny sahan’i Zoana.+ Salamo 105:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Tsarovy ny asa mahatalanjona nataony,+Sy ny fahagagana vitany ary ny didim-pitsarana naloaky ny vavany,+
12 Nanao zava-mahagaga teo anatrehan’ny razan’izy ireo izy,+Tany Ejipta,+ teo amin’ny sahan’i Zoana.+
5 Tsarovy ny asa mahatalanjona nataony,+Sy ny fahagagana vitany ary ny didim-pitsarana naloaky ny vavany,+