1 Mpanjaka 8:66 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 66 Ary tamin’ny andro fahavalo, dia nalefany ny vahoaka.+ Dia nitso-drano ny mpanjaka ny vahoaka, ary samy nandeha nody. Koa faly+ sy ravoravo erỳ ny fon’izy ireo,+ noho ny soa+ rehetra nataon’i Jehovah tamin’i Davida mpanompony sy ny Israely olony. Salamo 31:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Lehibe tokoa ny hatsaran-toetranao,+ izay tehirizinao ho an’ireo matahotra anao,+Sady asehonao amin’ireo mialoka aminao,Eny, asehonao eo anatrehan’ny zanak’olombelona.+
66 Ary tamin’ny andro fahavalo, dia nalefany ny vahoaka.+ Dia nitso-drano ny mpanjaka ny vahoaka, ary samy nandeha nody. Koa faly+ sy ravoravo erỳ ny fon’izy ireo,+ noho ny soa+ rehetra nataon’i Jehovah tamin’i Davida mpanompony sy ny Israely olony.
19 Lehibe tokoa ny hatsaran-toetranao,+ izay tehirizinao ho an’ireo matahotra anao,+Sady asehonao amin’ireo mialoka aminao,Eny, asehonao eo anatrehan’ny zanak’olombelona.+