Genesisy 15:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Tamin’io andro io no nanaovan’i Jehovah fifanekena tamin’i Abrama,+ nanao hoe: “Ny taranakao no homeko ity tany ity,+ hatrany amin’ny reniranon’i Ejipta ka hatrany amin’ny reniranon’i Eofrata,+ ilay renirano lehibe. 2 Mpanjaka 23:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Tamin’ny andron’i Josia Mpanjaka no niakaran’i Farao Neko+ mpanjakan’i Ejipta ho any amin’ny mpanjakan’i Asyria, tany amoron’ny reniranon’i Eofrata.+ Ary nandeha hifanandrina tamin’i Farao i Josia,+ kanjo novonoin’i Farao ho faty+ tao Megido+ izy raha vao hitany.
18 Tamin’io andro io no nanaovan’i Jehovah fifanekena tamin’i Abrama,+ nanao hoe: “Ny taranakao no homeko ity tany ity,+ hatrany amin’ny reniranon’i Ejipta ka hatrany amin’ny reniranon’i Eofrata,+ ilay renirano lehibe.
29 Tamin’ny andron’i Josia Mpanjaka no niakaran’i Farao Neko+ mpanjakan’i Ejipta ho any amin’ny mpanjakan’i Asyria, tany amoron’ny reniranon’i Eofrata.+ Ary nandeha hifanandrina tamin’i Farao i Josia,+ kanjo novonoin’i Farao ho faty+ tao Megido+ izy raha vao hitany.