Isaia 63:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Fa ianao no Rainay.+ Na tsy fantatr’i Abrahama aza izahay ary na tsy fantatr’i Israely aza, dia ianao no Rainay, Jehovah ô! Ianao no Mpanavotra anay hatrizay hatrizay, ary izany no anaranao.+
16 Fa ianao no Rainay.+ Na tsy fantatr’i Abrahama aza izahay ary na tsy fantatr’i Israely aza, dia ianao no Rainay, Jehovah ô! Ianao no Mpanavotra anay hatrizay hatrizay, ary izany no anaranao.+