Jaona 14:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Hoy i Jesosy: “Izaho no lalana+ sy fahamarinana+ ary fiainana.+ Tsy misy olona mankany amin’ny Ray afa-tsy amin’ny alalako.+ Filipianina 2:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Izany indrindra koa no antony nanandratan’Andriamanitra azy ho amin’ny toerana ambony kokoa+ sy ny nanomezany azy tamin-katsaram-panahy anarana ambony noho ny hafa rehetra,+ Kolosianina 3:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ary izay ataonareo, na amin’ny teny na amin’ny asa,+ dia ataovy amin’ny anaran’i Jesosy Tompo,+ ka misaora+ an’Andriamanitra Ray amin’ny alalany.
6 Hoy i Jesosy: “Izaho no lalana+ sy fahamarinana+ ary fiainana.+ Tsy misy olona mankany amin’ny Ray afa-tsy amin’ny alalako.+
9 Izany indrindra koa no antony nanandratan’Andriamanitra azy ho amin’ny toerana ambony kokoa+ sy ny nanomezany azy tamin-katsaram-panahy anarana ambony noho ny hafa rehetra,+
17 Ary izay ataonareo, na amin’ny teny na amin’ny asa,+ dia ataovy amin’ny anaran’i Jesosy Tompo,+ ka misaora+ an’Andriamanitra Ray amin’ny alalany.