12 Ary nandositra i Zebaha sy Zalmona, ka nenjehin’i Gideona avy hatrany. Dia azony i Zebaha sy Zalmona+ mpanjakan’ny Midianina. Ary nataon’i Gideona nangovitra izay rehetra tao an-toby.
26 Ary i Jehovah Tompon’ny tafika dia hanambana azy amin’ny karavasy,+ toy ny tamin’ny fotoana naharesy ny Midianina, teo akaikin’ny harambaton’i Oreba.+ Ho eo ambony ranomasina ny tehiny,+ ary hingainy toy ny nataony tamin’i Ejipta izany.+