Deoteronomia 28:49 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 49 “Hampirisihin’i Jehovah hiady aminao ny firenena avy any lavitra,+ avy any amin’ny faran’ny tany, izay toy ny voromahery mifaoka tampoka,+ dia firenena tsy ho azonao ny fiteniny,+ Isaia 5:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Ary nanangana tsato-kazo famantarana ho an’ny firenena lehibe iray any lavitra+ izy, ka nisioka an’ilay mipetraka any amin’ny faran’ny tany.+ Koa ho avy faingana tokoa izy io.+
49 “Hampirisihin’i Jehovah hiady aminao ny firenena avy any lavitra,+ avy any amin’ny faran’ny tany, izay toy ny voromahery mifaoka tampoka,+ dia firenena tsy ho azonao ny fiteniny,+
26 Ary nanangana tsato-kazo famantarana ho an’ny firenena lehibe iray any lavitra+ izy, ka nisioka an’ilay mipetraka any amin’ny faran’ny tany.+ Koa ho avy faingana tokoa izy io.+