FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 2:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Izao no tsy maintsy hitranga any am-parany:+ Ny tendrombohitra misy ny tranon’i+ Jehovah dia ho mafy orina sady ho avo noho ny tampon’ireo tendrombohitra,+ ka hasandratra ho avo noho ireo havoana.+ Ary hitanjozotra ho any ny firenena rehetra.+

  • Isaia 24:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Koa hangaihay ny volana fenomanana, ary ho menatra ny masoandro mamirapiratra,+ satria i Jehovah Tompon’ny tafika dia lasa mpanjaka+ be voninahitra eny amin’ny Tendrombohitra Ziona,+ sy any Jerosalema,+ ary eo anatrehan’ny anti-panahiny.

  • Joela 3:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Dia ho fantatrareo fa izaho no Jehovah Andriamanitrareo+ izay mitoetra ao Ziona, tendrombohitro masina.+ Ary ho toerana masina i Jerosalema,+ ka tsy hisy vahiny hamakivaky intsony eo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara