Obadia 16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Fa toy ny nisotroanareo teo amin’ny tendrombohitro masina, no hisotroan’ny firenena rehetra tsy an-kiato.+ Ary hisotro sy hanao teli-moka tokoa izy ireo, dia ho toy ny tsy nisy akory. Zakaria 8:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 “Izao no nolazain’i Jehovah: ‘Hiverina ao Ziona aho,+ ary honina ao Jerosalema.+ Hantsoina hoe tanànan’ny fahamarinana i Jerosalema,+ ary hatao hoe tendrombohitra masina+ ilay tendrombohitr’i Jehovah+ Tompon’ny tafika.’”
16 Fa toy ny nisotroanareo teo amin’ny tendrombohitro masina, no hisotroan’ny firenena rehetra tsy an-kiato.+ Ary hisotro sy hanao teli-moka tokoa izy ireo, dia ho toy ny tsy nisy akory.
3 “Izao no nolazain’i Jehovah: ‘Hiverina ao Ziona aho,+ ary honina ao Jerosalema.+ Hantsoina hoe tanànan’ny fahamarinana i Jerosalema,+ ary hatao hoe tendrombohitra masina+ ilay tendrombohitr’i Jehovah+ Tompon’ny tafika.’”