Salamo 33:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Fa niteny izy, dia nisy izany.+Ary nandidy izy, dia niforona izany.+ Ohabolana 19:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Maro ny zavatra kasain’ny olona ao am-pony,+ fa ny fikasan’i Jehovah ihany no ho tanteraka.+ Isaia 46:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 dia Ilay manambara hatrany am-piandohana izay hitranga amin’ny farany,+ sy manambara hatry ny ela ny zavatra mbola tsy natao,+ Ilay milaza hoe: ‘Tsy hiova ny fikasako,+ ary hataoko izay sitrako rehetra’,+
10 dia Ilay manambara hatrany am-piandohana izay hitranga amin’ny farany,+ sy manambara hatry ny ela ny zavatra mbola tsy natao,+ Ilay milaza hoe: ‘Tsy hiova ny fikasako,+ ary hataoko izay sitrako rehetra’,+