Salamo 135:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Izay rehetra mahafinaritra an’i Jehovah, dia ataony+Na any an-danitra, na etỳ an-tany, na any an-dranomasina, na any amin’ny rano lalina rehetra.+ Isaia 55:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 dia ho toy izany ny teny aloaky ny vavako.+ Tsy hiverim-potsiny atỳ amiko ny teniko,+ fa hanatanteraka izay sitrako+ ary hahomby amin’izay andefasako azy.+ Hebreo 6:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ary nanao toy izany Andriamanitra ka nianiana rehefa te hampiseho mazava kokoa amin’ireo mpandova+ ny fampanantenana fa tsy miova+ ny fikasany.
6 Izay rehetra mahafinaritra an’i Jehovah, dia ataony+Na any an-danitra, na etỳ an-tany, na any an-dranomasina, na any amin’ny rano lalina rehetra.+
11 dia ho toy izany ny teny aloaky ny vavako.+ Tsy hiverim-potsiny atỳ amiko ny teniko,+ fa hanatanteraka izay sitrako+ ary hahomby amin’izay andefasako azy.+
17 Ary nanao toy izany Andriamanitra ka nianiana rehefa te hampiseho mazava kokoa amin’ireo mpandova+ ny fampanantenana fa tsy miova+ ny fikasany.