Nomery 21:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Fa nisy afo avy tao Hesbona,+ nisy lelafo avy tao an-tanànan’i Sihona,Ka nandevona an’i Aran’i+ Moaba, dia ireo tompon’ny toerana avo any Arnona. Deoteronomia 2:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Dia hoy i Jehovah tamiko: ‘Aza mihetraketraka amin’ny Moabita na miady aminy, fa tsy hanomezako ho fanananao ny taniny, satria efa nomeko ho fananan’ny taranak’i Lota+ i Ara.+
28 Fa nisy afo avy tao Hesbona,+ nisy lelafo avy tao an-tanànan’i Sihona,Ka nandevona an’i Aran’i+ Moaba, dia ireo tompon’ny toerana avo any Arnona.
9 Dia hoy i Jehovah tamiko: ‘Aza mihetraketraka amin’ny Moabita na miady aminy, fa tsy hanomezako ho fanananao ny taniny, satria efa nomeko ho fananan’ny taranak’i Lota+ i Ara.+