Isaia 32:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Samy ho toy ny fierena amin’ny rivotra, sy fialofana amin’ny oram-baratra+ izy ireo, sady ho toy ny rano mikoriana any amin’ny tany karakaina,+ ary ho toy ny aloky ny vatolampy lehibe any amin’ny tany ngazana.+
2 Samy ho toy ny fierena amin’ny rivotra, sy fialofana amin’ny oram-baratra+ izy ireo, sady ho toy ny rano mikoriana any amin’ny tany karakaina,+ ary ho toy ny aloky ny vatolampy lehibe any amin’ny tany ngazana.+