7 Ho babo koa ianao satria ny zava-bitanao sy ny harenanao no natokisanao.+ Hatao sesitany+ tokoa i Kemosy,+ miaraka amin’ny mpisorony sy ny andrianany.+
2“Izao no nolazain’i Jehovah: ‘“Noho ny nikomian’i Moaba+ intelo, eny, inefatra aza, dia tsy hotsoahako ny didim-pitsarako, satria izy nandoro ny taolan’ny mpanjakan’i Edoma mba hahazoana sokay.+