FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 11:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Tamin’izay i Solomona no nanorina toerana avo+ teo amin’ilay tendrombohitra+ nanandrify+ an’i Jerosalema, ho an’i Kemosy,+ zava-maharikoriko+ notompoin’i Moaba, sy ho an’i Moleka, zava-maharikoriko notompoin’ny taranak’i Amona.

  • 2 Mpanjaka 3:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Farany, dia nalain’ny mpanjakan’i Moaba ny zanany lahimatoa, izay tokony hanjaka handimby azy, ka natolony+ ho fanatitra dorana teo ambony manda. Niharan’ny fahatezerana mafy àry ny Israely, dia niala ka tsy nanafika azy intsony, ary niverina tany amin’ny taniny.

  • Jeremia 48:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Ho babo koa ianao satria ny zava-bitanao sy ny harenanao no natokisanao.+ Hatao sesitany+ tokoa i Kemosy,+ miaraka amin’ny mpisorony sy ny andrianany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara